|
|
|
|

Teny iditra1  mpisolo toerana
Singan-teny  2  mpisolo, toerana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny entina manondro toerana efa voalaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  substitut locatif [1.13]
6  suppléant, remplaçant [1.5]
Ohatra  7  Ny mpisolo toerana no misolo azy. [1.320]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08