Teny iditra mpisolovava
Singan-teny mpisolo ; vava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin' ny fitsarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avocat [1.3, 1.5]
 [ mpisolo vava ] Avocat [1.13]
Ohatra Henohenoko fa rehefa avy nanao raharahan'ny mpisambotra olo-meloka Ratsimandresy, dia niditra ho mpisolovava hiaro ny mpanao ratsy. [2.944]
Voambolana 
Mpanahaka  solombava ~ solo vava

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08