Teny iditra | nalamako > alamaka (lamaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampandrina midaboka amin' ny tany: Nalamaky ny rivotra ny vary Ampitovina tantana, alamina: Alamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be levelled, to be made even, to be laid down flat, as growing things thrown down, or a person lying down [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny alamaka io | ||||||||