Teny iditra | namany andava-bitsika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany) [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Singan-teny | amany ; lava-bitsika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |
![]() |