Teny iditra |
nandao > mandao
(lao)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamela hijanona fa lasa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To forsake, to go away [1.2]
|
| To leave, to abandon [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Quitter, abandonner [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny vorompotsy tsy mandao omby
[2.131]
|
2 | Tsy mandao ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io.
[2.470]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandao |
Ny lasa : |
nandao |
Ny hoavy : |
handao |
Filaza mandidy : |
mandaova, mandaoza |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|