|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  naona
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  3  a provincial word used like daina [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/4)4  naona
Sokajin-teny  5  anarana
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny anglisy  7  a species of field-bug [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/4)8  naona
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  11  (souvent prononcé naogna) (Betsileo). Herbe très dure, poussant dans les rizières. Elle passe pour rendre le sarclage du riz très pénible (Dubois). Le duplicatif naonaona (dans toute l'île) a pris le sens de pleurs, criailleries, hurlement des chiens, etc. [1.196]

Teny iditra (4/4)12  ñaoña
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  anoano : Tsa mahandre mañitse ko mañendre ñaoña (Tsy mahandry manitra ka mandendy anoano) [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  15  anano, añano, anona, añona, naona, ñaoña, noana, onana, anano, añano, anona, añona, naona, ñaoña, noana, onana

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/02