Teny iditra |
anoano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Praise, blessing. (Prov.) See dera. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Louanges. [1.19]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
anoano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A guess, anything done at random. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Histoire amusante [1.54]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
angano ~
anjabobo ~
arira ~
fasitara ~
habobo ~
hagà ~
karijo ~
tantara valamaty ~
taria |
|
Teny iditra |
anoano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A species of field-bug. [1.2]
|
Voambolana |
|