|
|
|
|

Teny iditra1  natiora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  zavaboary [3.1]
Ohatra  4  misy fifanoherana mahery vaika sy goavana ao amin'ny angano satria olombelona sy Andriamanitra na ny olombelona sy ny natiora amin'ny ankapobeny no mifanandrina ao; [2.606]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  anitaro, aonitra, iantrao, iatrano, natiora, oritana, raotina, roatina, taraino

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31