Teny iditra | 1 na zovy na zovy |
Singan-teny | 2 na, zovy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 na iza na iza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 whoever [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 quiconque, qui que ce soit, n'importe qui [1.3] 7 quiconque [1.8] |
Ohatra |
8 Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny [2.366#205] 9 dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654] |
Tovy hevitra | 10 na iza na iza |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |