| Teny iditra | 1 zovy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 teny enti-manontany hoe "olona iza?": zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana
6 antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 who ? (challenge used by sentinels)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qui va là ? qui ?
[1.8] |
| Ohatra |
9 -- Haody haody Rasoahagohago / -- zovy izao?
[2.131#55]
|
| Tovy hevitra | 10 iza |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe zovy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|