|
|
|
|

Teny iditra 1  ndondona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandroso anoloana ambony: Ndondon-kandrina iny lehilahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 having a projecting forehead. [1.2]
Tsipelina hafa  9 ndondo
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ndondona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22