|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandondona
Fototeny  2 dondona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to knock at the door; to knock or strike repeatedly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 frapper à la porte; battre à coups répétés [1.8]
Ohatra  9  fa mandondona eo amin' ny fotoana efa niomanan' ny tompon-trano hamoha varavarana indrindra. [2.529#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandondona
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  mandondona
Fototeny  13 ndondona
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 Mandroso mitatao: Mandondona eo ambonin' ny tranonay ny vatoben' Ampamarinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 projecting, as a rock over a road, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 surplomber, faire saillie; proéminent, saillant [1.3]
Mpanahaka  18  mandomba, 19  Mandroso
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandondona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22