Teny iditra | ndriako | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? (jereo Indry sy indriako) [1.1] | |
Tovy hevitra | ndry | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Fivaditsoratra | kondray, ndriako, ondrika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |