| Teny iditra | 1 ngidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
11 Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 bitterness
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 amertume
[1.8] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe ngidy |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|