|
|
|
|

Teny iditra1  ngidy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
8  Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  bitterness [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  amertume [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny ngidy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11