Teny iditra | 1 ngolingoly |
Fototeny | 2 ngoly |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena 7 Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny [1.1] |
Ohatra |
8 Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany. [2.499#] |
Fivaditsoratra | 9 longilongy, ngolingoly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |