|
|
|
|

Teny iditra 1  mingoso
Fototeny  2 ngoso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianiana amin' ny olom-pady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to swear by the name of any one. [1.2]
Ohatra  10  Ary raha mingoso ny olona manao hoe: [2.48]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mingoso, 12 misongo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21