Teny iditra |
niely > miely
(ely)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be scattered, to be diffused [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se répandre, se propager [1.8]
|
Ohatra | Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miely |
Ny lasa : |
niely |
Ny hoavy : |
hiely |
Filaza mandidy : |
mieleza |
|
Kamban-teny |
|
|