|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  nify
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy fahatevenana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  mince, peu épais [1.3]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Anaram-biby 

Teny iditra (2/2)11  nify
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2]15  a tooth, esp. a front tooth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16  dent, surtout les dents antérieures [1.8]
Ohatra  17  Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4]
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny nify io
Lahatsoratra  29  Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  30  finy, fiñy, nify

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30