| Teny iditra | 1 manify |
| Fototeny | 2 nify |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify
10 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony 11 Tsy dia manankarena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 thin (not of liquids)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 être mince, peu serré, clairsemé
14 être peu riche [1.3] 15 mince [1.8, 1.13, 1.5] 16 peu épais [1.8] 17 fin [1.13] |
| Ohatra |
18 Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470]
|
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe manify |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|