|
|
|
|

Teny iditra1  nigrum
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Piper nigrum  dipoavatra
5  Solanum nigrum  amafaitra, amelo, anamafaika, anamainty, anamamidia, anamamy, anamangidy, anangitakely, anantsatria, anantsatry, famoizan' aretina, hanga, voanamainty, voananana, voanantay

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16