|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voanantay
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny zaza maroroka loatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  croissance rapide des enfants [1.3#841]

Teny iditra (2/2)6  voanantay
Fototeny  7  voa
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  10  Karazan' anamamy maniry eny amin' ny zezika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  morelles qui poussent dans le fumier [1.3#841]
12  (de voananana: baie; et tay: excrément). Nom qu'on donnait aux Morelles : Solanum nigrum L. (Solanaceae) poussant sur les tas de fumier, ou dans les endroits où les gens vont déféquer (traditionnellement au Sud du village). Pour des raisons de prophylaxie, leur consommation était interdite. [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny voanantay io

Fivaditsoratra  15  anatavony, voanantay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31