Teny iditra | nisintaka > misintaka (sintaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Miala, mandao [1.78] | ||||||||
Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [1.1] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misintaka io | ||||||||
Fivaditsoratra | manakitsy, mañatsiky, mañitsaky, manitsika, misintaka, mitsinaka |