Teny iditra | njainjay | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra:
Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana [1.1] | |
Fivaditsoratra | ijinjana, jinjaina, njainjay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |