Teny iditra (1/2) | 1 zanakalondrano |
Singan-teny | 2 zanaka, kalo, rano |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 imbécile, niais [1.3] |
Ohatra |
5 Nanan-janaka vavitokana, tsy ary ambony, tsy ary ambany, izy, nefa tsy hendrihendry loatra razazavavy, fa zanakalondrano, ka ondranondranana. [2.69#161] |
Teny iditra (2/2) | 6 Zanakalondrano |
Singan-teny | 7 zanaka, kalo, rano |
Sokajin-teny | 8 anaram-poko |
Voambolana |
9 Tantara: firenena |
Fanazavàna teny frantsay |
10 nom d'une caste peu civilisée [1.3] |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny Zanakalondrano io |
Fivaditsoratra | 12 Zanakalondrano, zanakalondrano, Zanakalondrano, zanakalondrano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |