Teny iditra | 1 noely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fety kristianina fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy izay ankalazaina amin' ny 25 Desambra Krismasy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] christmas. Comp. krismasy. 5 [1.7] Christmas |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] Noël |
Voambolana |
7 Fivavahana, finoana |
Tovy hevitra | 8 krismasy |
Mpanahaka | 9 paka |
Fivaditsoratra | 10 ielon, lenoi, lenoy, leony, nielo, noely |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |