| Teny iditra (1/2) | 1 noro |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hafaliana, hasambarana
5 Tsara tarehy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 joy, gladness. See sambatra [swa. Noro, light.]
[1.2] |
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe noro |
| Teny iditra (2/2) | 9 noro |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe noro |
| Fivaditsoratra | noro, Noro, 12 roño |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17 |
|