|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manoro
Fototeny  2 toro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
9 Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe manoro

Teny iditra (2/3) 11  manoro
Fototeny  12 noro
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Manome hafaliana [1.1]

Teny iditra (3/3) 18  manoro
Fototeny  19 oro
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  24 [mañoro] [Antambahoaka+Antesaka+Bara+Bezanozano+Sihanaka] mandoro [1.78]
25 [mañoro] [Tanala+Tanosy] mandoro, manimba amin'ny afo [1.78]
26 mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  27 mettre en combustion [1.13]
28 [mañôro] [Sakalava-Mayotte] brûler, mettre le feu [1.405]
Tovy hevitra  29 mioro

Fivaditsoratra  manoro, 30 morano, 31 morona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22