Teny iditra | 1 ny ankabeazany |
Singan-teny | 2 ankabeazany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 most of, the majority [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 la plupart, la majorité [1.8] |
Tsipelina hafa | 7 ny |
Mpanahaka | 8 ny ankamaroany, ny ankabetsahany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |