|
|
|
|

Teny iditra 1  ankabeazany
Fototeny  2 be
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 grande quantité, majorité, la plupart [1.5]
Ohatra  7  Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38#29]
8  Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472#245]
9  Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471#41]
Tsipelina hafa  10 ankabiazany
Mpanahaka  11  ankabetsahany, 12  ankamaroany
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ankabeazany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22