Teny iditra | ny antsika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra ananana: Betsaka ny tanána fa ny antsika no tsy afaka an-tsaiko. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le nôtre, la nôtre, les nôtres [1.3] | |
Teny fotony | antsika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |
![]() |