Teny iditra |
antsika
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika
raha atao teny fameno:
Mahita antsika Andriamanitra,
na raha atao milaza tompon-javatra:
Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Us, ours (including the persons addressed);
used as accusative and possessive case of isika. [1.2]
|
| Us. (plur. inclusive as object); ours [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle).
Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous.
Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous.
Antsika ny manamboatra io tetezana io:
c'est à nous à arranger ce pont.
Antsika no antsika izany: c'est notre affaire. [1.3]
|
| Nous, à nous (inclusif). [1.5]
|
| Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. [1.8]
|
Fanazavàna teny italianina | Noi Il nostro [1.18]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
isika ~
-ntsika, -tsika |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|