Teny iditra | 1 Ny Ohabolan' ny Ntaolo |
Sokajin-teny | 2 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [2.299#7] nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny |
Voambolana |
4 Haisoratra |
Singan-teny | 5 ohabolana, ntaolo |
Mpanoratra |
6 Parett J 7 Cousins William Edward |
Mpanonta printy |
8 London Missionary Society. 1885. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06 |
![]() |