|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  odiana
Fototeny  2 ody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
9 to be pretended [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Odiany tsy hita (Il fait semblant de ne pas voir) ~ Tsy azo odian-tsy hita (On ne peut pas faire semblant de ne pas voir, on ne peut s’empêcher de voir) [1.3#456]
11 qu'on fait semblant de faire [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  odiana
Fototeny  13 ody
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 to be supplied with medicine. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 maladie qu'on traite par des remèdes: Tsy azo odiana intsony ity aretina ity (Cette maladie ne peut plus être guérie par des remèdes) [1.3#456]
Voambolana  22  Fahasalamana
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe odiana
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 Adonia, 26 anadio, 27 aodina, 28 iadano, odiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21