|
|
|
|

Teny iditra1  ofony
Fototeny  2  ofo
Sokajin-teny  3  anarana sy mpisolo
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  Ilay hofakofaka na hoditra miendaka ka miala rehefa miofo ny biby miofo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  écaille ou peau qui tombe à la mue [1.3]

Fivaditsoratra  7  ofony, onofy

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/08