|
|
|
|

Teny iditra1  oharina
Fototeny  2  ohatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako
5  Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be measured, to be compared. [1.2]
7  to be compared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qu'on mesure, que l'on compare [1.3]
9  qu'on compare [1.8]
Ohatra  10  raha oharina amin' Ikopa! [2.270#74]
11  Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66]
12  koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17  ahorina, aniraho, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25