Teny iditra olo-mahay
Singan-teny olona ; mahay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona be fahaizana noho ny fianarana vitany sy ny fikarohana nataony ka mety hahaforon-javatra na hampijoro foto-pampianarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18