|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  olonolona
Fototeny  2 olona
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 a recluse. Reduplicate of olona [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 action de se séparer, de s'isoler [1.3#460]
Ohatra  15  ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory [2.245#29]

Teny iditra (2/2) 16  olon' olona
Singan-teny  17 olona
Sokajin-teny  18  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  19 mpanompo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 esclave [1.3]

Fivaditsoratra  olonolona, olon' olona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21