|
|
|
|

Teny iditra 1  oly
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny volo tsy ngita nefa tsy tsotra fa miolikolika, misy mivalombalona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 curled. Used in speaking of curly hair, but not ngita [1.2]
10 curly (of the hair); cf. ngita [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 frisé, ondulé (se dit des cheveux); cf. ngita [1.8]
Tovy hevitra  12 olioly
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe oly

Fivaditsoratra  14 ilo, 15 lio, 16 loy, oly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22