| Teny iditra | 1 omanina |
| Fototeny | 2 omana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be decorated, to be made ready.
[1.2] 10 to be prepared [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on prépare
[1.3, 1.8] 12 qu'on orne [1.3] |
| Ohatra |
13 Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso.
[2.643#84]
14 Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472] |
| Fivaditsoratra | 15 anomany, 16 inomana, 17 mañaoñy, 18 manoina, 19 miañona, 20 miñaoña, 21 mionana, 22 monaina, omanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|