Teny iditra | 1 omanina |
Fototeny | 2 omana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be decorated, to be made ready. [1.2] 6 to be prepared [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on prépare [1.3, 1.8] 8 qu'on orne [1.3] |
Ohatra |
9 Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [2.643#84] 10 Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 15 amoinan, amonany, amonian, anoinam, anomany, imaonan, inomana, iomanan, mañaoñy, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, namoina, namonia, naomany, nimaona, niomana, omanina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |