Teny iditra | 1 Ombalahibemaso |
Fototeny | 2 omby, lahy, be, maso |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [2.298#49] jereo Ombalahy be maso |
Ohatra |
5 hoy ny ombalahibemaso, sady napoakany ny basy iray vava. [2.298#49] 6 Handimby ny ombalahibemaso, handimby an' Imboasalama, handimby an' Andrianampoinimerina. [2.528#] 7 Ankoatran' izany, eo ilay teny malazan' ny ombalahibemaso efa rentsika hoe: " Tsinjovy ny farany. [2.296#] |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 11 Ombalahibemaso, Ombalahy be maso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |