Teny iditra | Ombalahy be maso | |
Singan-teny | ombalahy ; be ; maso | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bositra nomena ireo mpanjaka roa lehibe teto Imerina: Andrianampoinimerina sy Ilaidama [1.1] | |
Tsipelina hafa | Ombalahibemaso [2.298#49] | |
Fivaditsoratra | Ombalahibemaso, Ombalahy be maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |