Teny iditra | 1 Ombalahibemaso (omby) |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 jereo Ombalahy be maso [2.298#49] |
Ohatra |
4 hoy ny ombalahibemaso, sady napoakany ny basy iray vava. [2.298#49] 5 Handimby ny ombalahibemaso, handimby an' Imboasalama, handimby an' Andrianampoinimerina. [2.528#] 6 Ankoatran' izany, eo ilay teny malazan' ny ombalahibemaso efa rentsika hoe: " Tsinjovy ny farany. [2.296#] |
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14 |