Teny iditra | ondrikely kamboty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1] | |
Tovy hevitra | ondrikely malahelo | |
Teny fotony | ondry, kamboty | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07 |
![]() |