Teny iditra |
ondry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and
aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.]
[1.2]
|
| A sheep [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mouton [1.54, 1.13]
|
| Mouton, brebis [1.8]
|
Anarana siantifika | Ovis platyura |
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
ondrikondrika |
Ohabolana |
|