|
|
|
|

Teny iditra 1  onerana
Fototeny  2 onitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Averina, soloana zavatra mitovy amin' ny an' olona nangalarina, na nosimbana, na nariana: Tsy maintsy honeranao ny bokiko narianao
9 Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin' ny ondriko
10 Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana
11 Avotana, averina amin' ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be restored, to be repaid, to be made good, to be remunerated. [1.2]
13 to be replaced, to be made good [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on remplace, qu'on dédommage [1.8]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 anareno, 17 anerano, 18 anorena, onerana, 19 orenana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21