Teny iditra | ongotana (ongotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alana hatramin' ny fakany: Ongoty io zanakazo io raha afakao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be plucked up by the roots. [1.2] | ||||||||
To be pulled up by the roots [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on déracine, qu'on arrache [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ongotana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |