| Teny iditra | 1 ontana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin' ny toe-javatra mitranga; entana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 Comp. entana.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 émotion subite, tressaillement
[1.3] |
| Voambolana | 14 Ontam-po |
| Fivaditsoratra | 15 antano, ontana, 16 toñàña, tonàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|