|
|
|
|

Teny iditra1  oram-be mitraho
Singan-teny  2  orana, be, mitraho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  orana ambaran' ny raho-mainty mitamba-be fa efa ho latsaka
5  loza lehibe mananontanona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17